Entrée mampandositra (lositra)
Partie du discours verbe actif
Morphologie 
mampandositra
mampandositr'
mampandosi-
mampandositry
nampandositra
nampandositr'
nampandosi-
nampandositry
hampandositra
hampandositr'
hampandosi-
hampandositry
Exemples 
1Anankiray tamin' ireo nampandositra ny mponina tao Gata [Randzavola: Baiboly, page 877]
2Tsy mampandositra azy ny zana-tsipika; ataony ho toy ny vodivary ny vaton' antsamotady. [Baiboly: 22:041:020/Joba 41:20..]

Mis à jour le 2020/07/31