Entrée mampiketrona (ketrona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy fa tsy ny fahanterana ihany akory [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mampiketrona
nampiketrona
hampiketrona

2010/05/14