Entrée ketrona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fivalombalon' ny hoditra madinika dia madinika amin' ny tarehy na handrina na vozona, avy amin' ny taona mandroso na ny hahiazana: Ny fahanterana mampisy ketrona ny tarehy
¶ Fiforetan' ny zavatra anankiray mora alefitra toy ny lamba amin' ny tenany ihany ka mahatonga azy ohatra ny mivalombalona: Nasainy nasiana ketrona ny zipony [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/04/02