Entrée mampirehitra (rehitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana [Rajemisa 1985]
Définition française faire allumer, allumer [Malzac: Grammaire]
Exemples Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina. [Andriamalala: Fasana, page 3]
Morphologie 
mampirehitra
nampirehitra
hampirehitra
mampireheta
Synonymes mandrehitra

2015/03/07