|
|
|
|

Entrée1 mampisaina
Radical  2saina
Partie du discours  3 verbe actif
Exemples  4 Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino. [2.298#]
5 Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra. [2.356#]
Morphologie 
6 Présent :
7 Passé :
8 Futur :

Mis à jour le 2025/10/07