|
|
|
|

Entrée1  mampisara-nono
Mots élémentaires  2 mampisaraka, 3 nono
Partie du discours  4  locution
Explications en anglais  5 to wean [3.1]
Explications en français  6 sevrer [3.1]
Exemples  7  Ireo reny sasany dia mampisara-nono ny zanany aloha loatra satria mihevitra izy ireo fa tsy tsara ho an'ny zanany ny nonony, na tsy manome ronono ampy ny nonony. [2.424#107]

Mis à jour le 2025/09/12