| Entrée | 1 mampisongadina |
| Radical | 2 songadina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en français |
4 mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13] |
| Exemples |
5 izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra.
[2.445#]
6 manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. [2.606#] 7 Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. [4.27#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|