Entrée mampitamby (tamby)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay
¶ Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mampitamby
nampitamby
hampitamby
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14