|
|
|
|

Entrée1  mampitombo
Radical  2 tombo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  [1.1]
4 manitatra [1.13]
Explications en anglais  5 ny mampitombo : multiplication [1.7]
Explications en français  6 ny mampitombo: la multiplication [1.8]
7 multiplier, augmenter [1.13]
Exemples  8  Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [2.508#]
9  mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117#]
10  Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357#]
11  Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
Analogues  15  manabevoho, 16  manaobefilaza, 17  manaofilazandramitraho, 18  manaokitsanitsany, 19  manaolazahabobo, 20  manaolazamasaka, 21  manaolazarezatra, 22  manaolazambalala, 23  manaoterabaofilaza, 24  manitatra, 25  masadroatelo, 26  matavyfilaza, 27  milazavalamaty
Tous les mots composés  28  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  29  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09