Entrée manitatra (itatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io
¶ Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny
¶ Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra
Mitovy hevitra: manao filazan-dRamitraho ~ manao tera-bao filaza ~ matavy filaza [Rajemisa 1985]
Définition française élargir, agrandir, exagérer, étendre [SLP 1986]
Morphologie 
manitatra
nanitatra
hanitatra
manitara
Citations 

2012/07/11