|
|
|
|

Entrée1  mampivadika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vadika
Tous les mots composés 
Exemples  5  [2.285#296] ilay nampivadika atidoha zatozato
6  [2.470] Indraindray manao fihetsehana izy ka mampivadika ny masony ho fotsy dia fotsy
7  [2.346##54] Kanefa azo inoana fa ho avy ny andro izay hampivadika io fanao io, ka hanaraka ny fomban' ny Vazaha, izany hoe, ny vehivavy no hanome vola toy ny Vodiondry (dot) ho an' ny lehilahy

Mis à jour le 2025/08/10