|
|
|
|

Entrée1  mampivonto
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vonto
Explications en français  4  [1.68] [Vezo] Gonfler
Exemples  5  [2.285] Toy ny saonjom-bazimba ny tsinhy : hadina manapaka angady, tataovina mahasola loha, andrahoaina mamaky takoboka, hanina mampivonto tenda, koa ialako tsinhy, ary avelako ho an' izay manetra azy, manhota sy manao ny tsa rariny.

Mis à jour le 2025/07/29