| Entrée | 1 manafay |
| Radical | 2 fay |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en anglais |
4 to punish [1.7] |
| Explications en français |
5 punir [1.8] |
| Exemples |
6 Notanterahina izany tamin'ny fanomezana angady ny olona, tamin'ny fanaovana fefiloha, tamin'ny fanamboarana lalàna henjana manafay ny halatra.
[2.508#]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 manafay, 11 manafia, 12 miafàna, miafana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|