|
|
|
|

Entrée1 manafika
Radical  2tafika
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon. [1.1]
Explications en anglais  5to invade or attack with a military force. [1.7]
Explications en français  6faire la guerre, envahir un pays. [1.8]
Exemples  7 Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528#]
8 Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :
Vocabulaire  13 Militaire

Anagrammes  14 fanamika, 15 fanimaka, 16 mainka fa, 17 mañafaky, 18 manafika, 19 mankafay, 20 mifanaka, 21 mikafana

Mis à jour le 2025/09/12