Entrée manafoka (foka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamazivazy, mananihany: Notenenin-drainy Ikoto sy ny namany nanafòka an' ilay Rangahy sola be
¶ Manaratsy, manivaiva: Aza manafòka ny entam-barotr' olona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manafoka
nanafoka
hanafoka
manafokà

Entrée manafokà (foka)
Partie du discours impératif du verbe actif manafoka [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/03/18