Entrée manahoana (tao, ahoana)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò
¶ Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [Rajemisa 1985]

Entrée manahoana (ahoana)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2013/03/18