Entrée ahoana
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada?
¶ Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao?
¶ Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ?
¶ Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao?
¶ Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ? [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   how? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses: ny faty aza ahoako: I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me! ~ ahoanao izany?: what is that to you? [Richardson 1885]
   why? how? [Hallanger 1973]
Traduction française   pourquoi? comment? [Hallanger 1974]
Dérivations  
Morphologie  
ahoana
ahoako
ahoanao
ahoany
ahoantsika
ahoanay
ahoanareo
ahoan'
ahoan-
ahoam-
ahoa-
Mots composés, titres, noms  
Analogie   nahoana

Mis à jour le 2014/03/09