Entrée manahy (ahy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manana eritreritra be ny amin' ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina tsara
¶ Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be solicitous about, to have suspicions of, to disturb, to perturb, to render solicitous and uneasy. [Richardson 1885]
   to care for, to be concerned about ; to worry [Hallanger 1973]
Traduction française   s'occuper de; avoir de l'inquiétude [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Morphologie  
manahy
nanahy
hanahy
manahia
Mots composés, titres, noms  

Entrée manahy (hahy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mamelatra zavatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Manahy vary [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to dry by exposure to the sun or air. [Richardson 1885]
Morphologie  
manahy
nanahy
hanahy
manahaza
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2013/03/18