Entrée manaingoka (tsaingoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitomboka amin' ny vava: Manaingoka voantseva ny boloky
¶ Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nanaingoka ilay anjara mofomamin-janako [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manaingoka
nanaingoka
hanaingoka
manaingoha
Synonymes mitsaingoka
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14