Entrée mitsaingoka (tsaingoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manaikitra mitomboka toy ny ataon' ny vavan' ny boloky, akoho: Mitsaingoka voantseva ny boloky
Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nitsaingoka ilay anjara mofomamin-janako [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsaingoka
Passé : nitsaingoka
Futur : hitsaingoka
Impératif : mitsaingoha
Synonymes manaingoka
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20