Entrée manaja tena
Mots élémentaires manaja ; tena
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka [1.1]

Mis à jour le 2023/10/21