|
|
|
|

Entrée1  manakatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  takatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  11  [1.1] Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao
Explications en anglais  12  [1.7] to try the depth of water; to try to reach up to something
Explications en français  13  [1.8] sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre
Exemples  14  [2.606#] Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza.
15  [1.369#] tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy.

Anagrammes  16  anatrakam, manakatra, manatrakà, manatraka

Mis à jour le 2025/08/10