|
|
|
|

Entrée (1/3)1  takatra
Partie du discours  2  participe
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
5  Futur :
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
Tous les mots composés  10  11 mots contenant takatra
Explications en malgache  11  [1.78] [Sihanaka] tratra
12  [1.78] [Tanala] tratran'ny tànana ( raisina )
13  [1.1] Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany
Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ?
Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako!
Explications en anglais  14  [1.7] reached or attained; understood
Explications en français  15  [1.3] atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre)
perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela)
a quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix)
16  [1.8] qu'on atteint; compris
Exemples  17  [2.293] "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona.
18  [2.588#] ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna.
Synonymes  19  takatre
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot takatra

Entrée (2/3)21  takatra
Partie du discours  22  adjectif
Explications en français  23  [1.3] maigre
24  [2.415] Se disait des maigres.

Entrée (3/3)25  takatra
Partie du discours  26  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  33  [1.1] Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka
Explications en anglais  34  [1.7] the tufted umber (bird)
Explications en français  35  [1.3] oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm.
36  [1.54] ombrette
37  [1.8] l'ombrette, oiseau d'eau
38  [2.415] Oiseau de mauvais augure.
Exemples  39  [2.131] Ny papango fangalarina
ny goaika didimaso
ary ny takatra lava hatoka
samy ratsy ka mifanenitra

Vocabulaire  40  Zoologie: oiseaux
Proverbes  41  Proverbes contenant le mot takatra
Citations  42  Textes citant takatra

Anagrammes  43  atakatr, takatra

Mis à jour le 2025/08/10