Entrée manakelika (helika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady itỳ voasary itỳ ~ Tsy mbola manakelika ihany ny akondro erỳ am-pantsakana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manakelika
nanakelika
hanakelika

Mis à jour le 2020/07/31