| Entrée | 1 manaketraka |
| Radical | 2 ketraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao? Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|