Entrée manakiana (kiana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy [1.1]
Explications en anglais To criticize details, to find fault [1.7]
Explications en français Censurer [1.3, 1.8]
 Blâmer [1.3]
 Critiquer [1.8]
Exemples Na dia eo aza ny fitiavanao ny Fiangonana, io ianao fa manakiana ny fitsipika ao aminy. [1.369]
Morphologie 
Présent : manakiana
Passé : nanakiana
Futur : hanakiana
Impératif : manakiàna

Entrée manakiàna (kiana)
Partie du discours impératif du verbe actif manakiana [liste complète]

Mis à jour le 2023/01/20