Entrée manatra (kotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandany tsiro ny tany; mandevona, manimba [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manakotra
nanakotra
hanakotra
manakotrà

Entrée manakotra (takotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manarona amin' ny takotra [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] manarona [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] manampina [Rakotosaona 1972]
Morphologie  
manakotra
nanakotra
hanakotra
manakofa

Mis à jour le 2010/05/14