Entrée kotra
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Tany fambolena lany tsiro noho ny tsy fiovaovan' ny voly natao teo aminy
¶ Ela nanaovana: Tany efa kotra [Rajemisa 1985]
Définition française Terrain fatigué, épuisé par un même genre de culture et qu'on laisse en jachère ; ancien, usé : qui se pratique depuis longtemps; qui a fait son temps, tombé en désuétude [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
kotra
ko-
Mots composés, titres, noms 
Analogie  tany kotra

Entrée kotra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] kitapo hoditra kely fitahirizana karatra isan-dahy [Rakotosaona 1972]
  [Bara] kitapo hoditra fitondra miady [Rakotosaona 1972]
 Kitapo misy entana fentina mandeha (mazàna no hoditra ny kotra, nefa azo anaovana kotra koa rehefa mety ho zavatra mafimafy fanao kitapo). [Rajemisa 1985]
Définition française Giberne, petite valise, petit sac de voyage et en général tout petit sac qu’on porte en voyageant et qui est fait en cuir ou en une autre matière résistante [Abinal 1888]

Entrée kotra
Partie du discours nom
Définition malgache Volotsangana vaventy toy ny valiha no mitambatra maromaro mihantona rehefa nolavahana, asiana hazo tsivalana toy ny fefiny eo antenatenany ary misy tady lava mifatotra eo amin' ny fihantonany mba hahatonga ireo volotsangana hikotrana rehefa sintonina ilay tady: mifampiankapoka amin' ilay tsivalan-kazo ny vatany ka mamoaka feo mipoapoaka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée kotra
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Taisaka] antitra [Rakotosaona 1972]
Citations 

2017/10/08