Entrée manakotrana (kotrana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
¶ Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
¶ Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manakotrana
nanakotrana
hanakotrana
manakotràna

Entrée manakotràna (kotrana)
Partie du discours impératif du verbe actif manakotrana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31