Entrée manaloha (aloha)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika?
¶ Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [Richardson 1885]
Morphologie  
manaloha
nanaloha
hanaloha
manaloha

Entrée manalohà (aloha)
Partie du discours   impératif du verbe actif manaloha [liste]

Mis à jour le 2012/06/20