Entrée | manamaimbo (maimbo (aimbo)) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To cause to stink. [1.7] | ||||||||
Explications en français | Rendre puant. [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot manamaimbo | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |