Entrée manambitamby (tambitamby (tamby))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy
¶ Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana
Mitovy hevitra: mamalifaly ~ manafosafo ~ mandrotsirotsy ~ manehatehaka ~ manejokejo ~ manojikojy ~ manolikoly ~ mihontihonty ~ misafosafo ~ mitsontsona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to coax, to cajole [Hallanger 1973]
Traduction française   caresser, allécher, flatter, cajoler, consoler: Nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait) [Abinal 1888]
   cajoler, allécher [Hallanger 1974]
Exemples   Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 56]
Morphologie  
manambitamby
nanambitamby
hanambitamby
manambitambaza
Citations  

Mis à jour le 2014/09/08