Entrée manambotra (sambotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] mandray amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]
   Manenjika (biby na vorona), misambotra [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] misambotra [Rakotosaona 1972]
Morphologie  
manambotra
nanambotra
hanambotra
manambora

2010/05/14