| Entrée (1/2) | 1 manangola |
| Radical | 2 angola |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
5 Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to allow someone to indulge his fancies
[1.7] |
| Explications en français |
7 laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 12 manangolangola |
| Entrée (2/2) | 13 manangolà |
| Radical | 14 angola |
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manangola [Liste complète] |
| Anagrammes | manangolà, manangola |
| Mis à jour le 2025/11/21 |
|