|
|
|
|

Entrée1  manan-kambo
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  manana, hambo
Explications en malgache  4  [1.1] mitandro ny haja ananana sy ny voninahitra; tsy manaiky hivarilavo na hanao izay tsy mendrika hanimba ny hajan' ny tena
Exemples  5  [2.643#] Mba lehilahy tsy manankambo koa ity zanakareo.

Mis à jour le 2025/07/29