| Entrée | 1 manan-kery |
| Mots élémentaires | 2 manana, 3 hery |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ampiharina amin'ny fotoana itenenana [1.13] |
| Explications en français |
6 en vigueur [1.13] |
| Exemples |
7 Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe.
[2.270]
8 Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa. [2.285] |
| Anagrammes | 9 manan-kery, 10 mankarine |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|