Entrée mananky (anky)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mananky
nananky
hananky

Mis à jour le 2010/05/14