Entrée |
anky
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tranainy kokoa noho ny anky
[1.10]
|
| Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray [1.1]
|
Explications en français | La largeur d' un doigt [2.415]
|
Exemples | Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky.
[2.436]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Synonymes | ~ |
Mots composés |
|
Autres orthographes |
|
Entrée |
anky
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
Tondro, ankibe (rantsana) [1.78]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|
Entrée |
anky
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Vezo]
Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien-->
katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha [1.68]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
anky
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Bara]
Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir
angeafotsy.
[1.196]
|
Nom scientifique | Crotalaria ibityensis |
Vocabulaire |
|