|
|
|
|

Entrée1  manao alasafay
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  manao, ala safay
Explications en malgache  4  [1.1] Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa
Explications en anglais  5  [1.2] to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake.
Synonymes  6  miala safay, misafay

Mis à jour le 2025/07/29