Entrée | 1 manao entan' olo-malaina |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 manao, entana, olona, malaina |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza olona mitondra entana maro indray mandeha mba tsy hiverimberenany, ka misy simba na vaky ireo entana ireo |
Synonymes | 5 manao entan' ny malaina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |