| Entrée | 1 manao fe manao |
| Mots élémentaires | 2 manao, 3 fe |
| Partie du discours | 4 verbe actif |
| Explications en malgache |
5 zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to just do something, to do something without care or zeal [1.7] |
| Explications en français |
7 Faire à peu près, par manière d’acquit [1.3] 8 faire une chose comme-ci comme-çà [1.8] |
| Antonymes | 9 manaodiamanao |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|