|
|
|
|

Entrée1  manao fotoam-borizano
Mots élémentaires  2 manao, 3 fotoana, 4 borizano
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10]
[manao fotoam-borozano] 7 tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12