|
|
|
|

Entrée (1/3)1 fotoana
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina
Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho
Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady
Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy
Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [1.1]
Explications en anglais  4 an appointed time. Same as fitoana. [1.2]
5 time; a rendezvous [1.7]
Explications en français  6 (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé [1.3]
7 le temps; moment; rendez-vous [1.8]
8 temps, date [1.13]
Exemples  9 Ny fotoana toy io dia mitondra vetsovetso mahamanina. [2.499]
10 Fa nitsivalana teo amin' ny làlany ny Antsiantsy, ka nifanandrina fotoana fohy izy roa lahy. [2.5]
Morphologie 
11 Simple :
12 Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  22fitoana
Tous les mots composés  2352 combinaisons de ce mot
Proverbes  24 Proverbes contenant ce mot
Article  25Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3)26 fotoana
Partie du discours  27 nom
Explications en français  28 menstruation [1.13]
Morphologie 
29 Simple :
30 Préfixée :
Vocabulaire  31 Biologie

Entrée (3/3)32 fotoana
Partie du discours  33 nom
Explications en français  34 Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto. [Sihanaka, Merina] [1.196]
Vocabulaire  35 Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  36 afotano, 37 fotoana

Mis à jour le 2025/11/02