| Entrée | 1 manao haingo ambony tsikoko |
| Mots élémentaires | 2 manao, 3 haingo, 4 ambony, 5 tsikoko |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7 ilazana ireo miraratra ivelany nefa voretra sy maloto any anatiny ka tonga tsy misy hasiny ny tenany sy ny hasoan' ny fitafiana anaovany
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|