|
|
|
|

Entrée1  manao lalan-kitan-kisoa
Mots élémentaires  2 manao, 3 lalana, 4 hita, 5 kisoa
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany [1.1]
Explications en français  8 faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là où on a trouvé du plaisir) [1.3]

Mis à jour le 2025/10/11