|
|
|
|

Entrée1  manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Mots élémentaires  2 manao, 3 hala, 4 bika, 5 tsy, 6 tia, 7 tarehy
Partie du discours  8  locution
Explications en malgache  9 entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12