|
|
|
|

Entrée1  manao rano antsangana
Mots élémentaires  2  manao, 3  rano tsangana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  enti-milaza fomba filomano izay ahitana ilay olona milomano mitsangana nefa tsy difotra na dia lalina aza ny rano [1.1]
Explications en anglais  6  to swim upright; to tread water. [1.2]

Mis à jour le 2025/09/12