|
|
|
|

Entrée1  manao toton' omby bory
Mots élémentaires  2 manao, 3 toto, 4 omby, 5 bory
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro;
8 manao an' aina sy kitoatoa;
9 manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1]

Mis à jour le 2025/11/13