Entrée | 1 manapa-kota |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 manapaka, hota |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Sakalava]
manakoaba eo am-pihinanana 5 [1.1] mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana) |
Anagrammes | 6 manapa-kota, manatapoak, taom-pakana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |