|
|
|
|

Entrée1  manapaka
Radical  2  tapaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko
Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko
Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako
Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany [1.1]
Explications en anglais  5  to cut off, to cut across
to settle or decide; to rule; to govern [1.7]
Explications en français  6  couper en travers
décider; gouverner [1.8]
7  trancher, couper [1.13]
Exemples  8  Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. [2.324]
9  Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Tous les mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot manapaka

Anagrammes  20 ampakana, 21 ampanàka, 22 manapaka

Mis à jour le 2025/09/12